Genesis 12:1

Ny niantsoan’ Andriamanitra an’ i Abrama sy ny nivahinianay tany Kanana sy Egypta

1Ary hoy Jehovah tamin’ i Abrama: Mandehana miala amin’ ny taninao sy ny havanao ary ny tranon’ ny rainao hankany amin’ ny tany izay hasehoko anao;
Copyright information for Mg1865