Matthew 9:9

9Ary nony niala teo Jesosy, dia nahita lehilahy atao hoe Matio nipetraka teo am-pamorian-ketra
Dia ny hetra sy ny fadin-tseranana, etc.
, ka hoy Izy taminy; Andeha hanaraka Ahy. Dia nitsangana Matio ka nanaraka Azy.
Copyright information for Mg1865