Psalms 117

Fiantsoana izao firenena rehetra izao hidera an’ i Jehovah

1Miderà an’ i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra. 2Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan’ i Jehovah. Haleloia.
Copyright information for Mg1865