Psalms 2:1-2

Ny mpikomy amin’ Andriamanitra sy ny Mesiany

1Nahoana no mitabataba ny jentilisa, ary misaina anoano foana ny firenena? 2Ireo mpanjakan’ ny tany mitsangana, Ary ny mpanapaka miara-mioko hanohitra an’ i Jehovah sy ny Mesiany ka manao hoe:
Copyright information for Mg1865