Psalms 40:6-8

6Nohamaroinao ny fahagaganao sy ny hevitrao izay nataonao ho anay, Jehovah Andriamanitra ô. Tsy misy azo ampitahaina aminao Raha tiako hambara sy holazaina ireny, dia, indro, maro loatra izy ka tsy tambo isaina. 7Ny fanatitra alatsa-drà sy ny fanatitra hohanina tsy mba sitrakao ny sofiko nataonao malady
Heb Ny sofiko no nohadinao.
ny fanatitra dorana sy ny fanatitra noho ny ota tsy mba nilainao;
8Dia hoy izaho: inty aho tonga ao amin’ ny horonam-boky no nanoratana ahy.
Copyright information for Mg1865