Psalms 133

Ny mahatsara ny fifankatiavana

Fihirana fiakarana
Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga.
. Nataon’ i Davida.

1

Endrey, tsara sady mahafinaritra Raha ny mpirahalahy no miara-monina
2Tahaka ny diloilo tsara amin’ ny loha, Izay mitsororoka amin’ ny somotra, dia ny somotr’ i Arona, Izay mitsororoka amin’ ny moron-tongotr’ akanjony
Na: vozon’ akanjony.
;
3Tahaka ny ando any Hermona, izay milatsaka amin’ ny tendrombohitra Ziona; Fa voadidin’ i Jehovah ho eo ny fitahiana, Dia fiainana ho mandrakizay.
Copyright information for Mg1865