2 John 1

Anatra ny amin'ny faharetana amin'ny marina, sy ny tsy handraisana ny mpampianatra sandoka

Izaho loholona
Gr. Ny presbytera
mamangy an'itompokovavy
Na: an'i Kyria
voafidy sy ny zanany, izay tiako amin'ny fahamarinana (ary tsy izaho ihany, fa izay rehetra mahalala ny marina koa)
Copyright information for Mal1865