‏ 2 Kings 23:11

11Ary ny soavaly izay nohamasinin’ ireo mpanjakan’ ny Joda ho an’ ny masoandro ka nataony teo amin’ ny fidirana ho ao an-tranon’ i Jehovah, teo akaikin’ ny efi-tranon’ i Natana-meleka tandapa
Heb ionoka.
, izay tao Parvara
Tokony ho anaran-trano madinika sasany teo an-kianjan’ ny tempoly.
, dia nesoriny; ary ny kalesin’ ny masoandro nodorany tamin’ ny afo.
Copyright information for Mg1865