‏ Psalms 24:1

Fiomanana handray ny Mpanjakan’ ny voninahitra

Salamo nataon’ i Davida.

1

An’ i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy. Izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy.
Copyright information for Mg1865