1 Chronicles 29:7

7ka nanome izay hanaovana ny fanompoana amin’ ny tranon’ Andriamanitra, dia talenta volamena dimy arivo sy darika
Ny darika dia anaran’ ny farantsakely volamena, ary tokony ho ariary dimy sy loso no heviny.
iray alina sy talenta volafotsy iray alina sy talenta varahina valo arivo amby iray alina ary talenta vy iray hetsy.
Copyright information for Mg1865