1 Kings 19:4

4Fa izy kosa nandeha lalana indray andro tany an-efitra, ary tonga ka nipetraka teo ambanin’ ny anjavidy
Heb rotema; zava-maniry mifanahatahaka amin’ ny kifafam-bohitra.
anankiray; dia nangataka ho faty izy ka nanao hoe: Aoka izay! alao ny aiko ankehitriny, Jehovah ô, fa tsy tsara noho ny razako aho.
Copyright information for Mg1865