‏ 1 Samuel 8:2

2Ary Joela no anaran’ ny lahimatoany, ary Abia no anaran’ ny faralahiny; mpitsara tany Beri-sheba izy ireo.
Copyright information for Mg1865