Amos 5:25-27

25Moa efa nanatitra fanatitra hohanina sy fanatitra alatsa-drà ho Ahy tany an-efitra efa-polo taona va ianareo, ry taranak’ i Isiraely? 26Tsia, fa ny nitondra
Na: Dia ho entinareo.
ny tabernakelin’ ny mpanjakanareo sy ny fipetrahan’ ny sampinareo ihany no nataonareo
Na: Tsia fa ny mitondra an’ i Sikota, mpanjakanareo, sy Kiona, sampinareo, no nataonareo.
, dia ny kintan’ ny andriamanitrareo, izay nataonareo ho anareo
27Ka dia ho entiko ho babo any ankoatr’ i Damaskosy ianareo, hoy Jehovah, Andriamanitry ny maro no anarany.

Copyright information for Mg1865