Deuteronomy 24:1

Didy samy hafa ny amin’ ny fisaoram-bady sy ny tsi-fanaovana izay hampahory ny sasany

1Raha misy lehilahy maka vady ka mampakatra azy, ary tsy tiany intsony ravehivavy noho ny ahitany fahalotoana eo aminy, dia aoka hanoratra taratasy fisaoram-bady ho an-dravehivavy Izy ary hanolotra izany eo an-tànany ka hampiala azy ao an-tranony.
Copyright information for Mg1865