Deuteronomy 6:4-5

4Mihainoa, ry Isiraely: Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany. 5Ary tiava an’ i Jehovah Andriamanitrao amin’ ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny herinao rehetra.
Copyright information for Mg1865