Exodus 20:12-16

12Manaja ny rainao sy ny reninao mba ho maro andro ianao ao amin’ ny tany izay omen’ i Jehovah Andriamanitrao ho anao. 13Aza mamono olona. 14Aza mijangajanga. 15Aza mangalatra. 16Aza mety ho vavolombelona mandainga hanameloka ny namanao.
Copyright information for Mg1865