Exodus 32:1

Ny nanaovan’ ny Zanak’ Isiraely ombilahy kely volamena hiankohofany, sy ny fahatezeran’ Andriamanitra noho izany

1Ary rehefa hitan’ ny olona fa efa ela ka tsy mbola nidina avy tao an-tendrombohitra ihany Mosesy, dia niangona ho eo amin’ i Arona izy ka nanao taminy hoe: Mitsangana, ka anaovy andriamanitra izahay, hitarika antsika eo aloha; fa ilay Mosesy iny, izay lehilahy nitondra antsika niakatra avy tany amin’ ny tany Egypta, dia tsy fantatray izay nanjo azy,
Copyright information for Mg1865