Isaiah 28:11-12

11Eny, amin’ ny molotra miambakambaka sy amin’ ny fiteny baiko no hitenenany amin’ ity firenena ity, 12Izay nilazany
Na: Dia Izy Izay nilaza taminy.
hoe: Ity no fitsaharana, ampitsaharo ny reraka, ary ity no famelombelomana; Nefa tsy nety nihaino ireo.
Copyright information for Mg1865