Isaiah 45:23

23Ny tenako no nianianako, nisy teny efa naloaky ny vavako tamin’ ny fahamarinana
Na: Nisy teny naloaky ny vavan’ ny fahamarinana.
ka tsy hitsoaka: Izaho no handohalehan’ ny lohalika rehetra, sy hianianan’ ny lela rehetra hoe:
Copyright information for Mg1865