Isaiah 53:12

12Koa dia hanome Azy anjara amin’ ny lehibe Aho, ary hizara babo amin’ ny mahery Izy
Na: dia homeko Azy ny lehibe ho anjarany sy ny mahery ho anjara-babony.
; Satria naidiny ho amin’ ny fahafatesana ny ainy, Ary natao ho isan’ ny mpanota Izy; Eny, Izy no nitondra ny fahotan’ ny maro sady manao
Na: nanao.
fifonana ho an’ ny mpanota.
Copyright information for Mg1865