Isaiah 53:7-8

7Nampahorina Izy, nefa nanetry tena ka tsy niloa-bava, dia tahaka ny zanak’ ondry entina hovonoina, sy tahaka ny ondrivavy izay moana eo anatrehan’ ny mpanety azy, eny, tsy niloa-bava Izy. 8Ny fampahoriana sy ny fitsarana no nenti-nanaisotra Azy
Na: Nalaina niala tamin’ ny fampahoriana sy ny fitsarana Izy.
; ary iza tamin’ ny niara-belona taminy no nihevitra
Na: Ary iza no nihevitra izay ho taranany?
fa nofongorana niala tamin’ ny tanin’ ny velona Izy, ka ny fahadisoan’ ny oloko no nikapohana Azy?
Copyright information for Mg1865