Isaiah 61:1-2
Ny amin’ ny Voahosotr’ i Jehovah, Izay hanavotra ny Isiraely sy hampody ny voninahiny
1Ny Fanahin’ i Jehovah Tompo no ato amiko, satria Jehovah efa nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin’ ny mpandefitra, efa naniraka Ahy hahasitrana ▼▼Heb hamehy.
ny torotoro fo Izy, ary hitory fanafahana amin’ ny babo sy hamoaka ny ao an-trano-maizina ho amin’ ny mazava, 2Hitory taona ankasitrahan’ i Jehovah sy andro famalian’ Andriamanitsika, hampionona ny malahelo rehetra,
Copyright information for
Mg1865