Psalms 102:25-27

25Hoy izaho: Andriamanitro ô; aza maka ahy an-tenatenan’ ny androko; Ny taonanao mihatra amin’ ny taranaka fara mandimby. 26Tany aloha no nanorenanao ny tany; Ary asan’ ny tananao ny lanitra. 27Ireo dia ho levona, fa Hianao no maharitra; Izy rehetra ho rovitra toy ny fitafiana; Toy ny lamba no hanovanao azy, ka hovana izy;
Copyright information for Mg1865