Romans 3:25
25Izay nasehon’ Andriamanitra tamin’ ny ràny ho fanavotana ▼▼Na: fanatitra fampiononam-pahatezerana.
amin’ ny finoana, hanehoana ny fahamarinany amin’ ny tsy namalian’ Andriamanitra ny fahotana lasa tamin’ ny nandeferany,
Copyright information for
Mg1865