‏ Zechariah 9:9

9Mifalia indrindra, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Jerosalema zanakavavy; Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao ▼
▼Na: ho atỳ aminao.
; Marina Izy sady manam-pamonjena ▼
▼Heb voavonjy.
, Malemy fanahy sady mitaingina boriky Dia zana-boriky tanora.
Copyright information for Mg1865